Fiainana andavanadro manokana sy amin’ny maha reny,fialamboly, nahandro sy foto-kevitra maro samihafa no hozaraiko eto.

tsotra.

Ny fahatsorana amin’ny lafiny rehetra mba hahafahana mankafy ny fiainana.

tsara.

Rehefa mahita raha soa ny maso, falifaly ny saina, miramirana ny tontolo andro ary mahafinaritra ny fiainana. Ny manodidina voakaly no antoky ny fitonian-tsaina ka mampilamina ny fiainana.

ifampizarana.

Amiko samy manana zo ho faly sy ho sambatra eto amin’ity tany ity isika rehetra. Ny raha ifampizarana ro tena misy tsirony. Zaraiko zay mahasoa ahy soa mba mety hahasoa ny hafa koa.