Kategorie: Reny sy zaza


  • „Andrianiko ny teniko, ny an’ny hafa koa feheziko„. Tsapako ny tena dikan’io fomba fiteny io rehefa nifindra monina taty andafy aho. Ny fisokafana amin’ny hafa dia manitatra ny saina hiaina ny mbola tsy fantatra fa ihany koa vao maika mapitombo ny fitiavana ny efa ananao sy ny maha izy anao. Zava-dehibe amiko ny hampita izany…